COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Studio Sifaka
Le lieu où se vend le Mokary spécial.

La vente de mokary à Anosy

A Anosy, près de l’arrêt de bus de la radio, se trouve « sakafo-ts’art-cool ». Dans cette petite gargote, le mokary, une petite galette sucrée à base de farine de riz, de lait de coco et de vanille, fait fureur.  Il y a 8 ans de cela, Rivo et son équipe ont commencé par des mokary uniquement à la vanille et au coco, comme la plupart de leurs concurrents. Actuellement, ils sont reconnus pour leur fameux mokary au chocolat et au fromage. Élevé dans une famille passionnée de gastronomie, il hérite son savoir-faire dans la préparation du mokary de ses parents. Tiré par l’ambition d’innover, une fois en tête de l’entreprise familiale, il décide d’aller à la recherche de nouvelles saveurs qui ont tout de suite fait tilt auprès des clients. Depuis, « Ny mokary eo anosy » est devenue une référence, non seulement pour les personnes faisant des activités à Anosy et ses environs mais aussi pour tous ceux qui ont le palet curieux. 


Studio Sifaka · 2021-02-10 Fandaharana Ketrika Sy Kandra - MOKARY ANOSY

Tsy misy tsy mahalala ny « sakafo-ts’art-cool »,  mpivarotra mokary etsy Anosy. Ny mokary misy fromazy sy ny mokary misy sokola no tena ahafantaran’ny olona an’i Rivo sy ny mpiara-miasa aminy.  Amin’ny 6 maraina izy 5 mirahalahy dia efa manokatra tsena. Ny mpiasa eo n’Anosy sy ny manondidina dia efa saika manana fahazarana ny misakafo maraina eo avokoa. Efa raharaham-pianakaviana ny an’i Rivo sy ny havany raha ny  fanaovana mokary satria dia io ihany koa no niveloman’ireo ray amandreniny teo aloha. Rehefa tojo tsy fahasalamana ireo nahitana masoandro dia nomena ireo ankizy ny fitantana izay orinasa-mpianakaviana izay. Ireto zanaka taty aoriana araka izany no nitady hevitra hanatsarana ny tsiron’ny mokary izay lasa ankafizin’ny maro amin’izao fotoana izao. 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter