La filière « relation internationale » est l’ensemble des techniques afin d’améliorer les échanges entre deux pays. Quels sont les débouchés de cette filière ? Vous pouvez entre autre soit devenir diplomate soit devenir chercheur en relation internationale.
Ny fifandraisana iraisam-pirenena na « relation internationale » dia fitambaran’ny fomba fandrindrana ny fiaraha-miasa amin’ny firenena hafa. Inona avy ny asa atao raha nianatra io lalam-piofanana io. Mety ho lasa diplomate na mpiasa amin’ny sehatry ny raharaham-bahiny, na koa lasa mpikaroka mikasika ny fifandraisana iraisam-pirenena.