COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Studio Sifaka
Les poireaux provenant de la commune d’Ambohijanaka sont majoritairement vendus au marché d’Anosibe et de Namontana à Antananarivo.

Les activités agricoles sont-elles rentables ?

A Madagascar, la majorité de la population travaille dans le domaine de l’agriculture et de l’élevage. Les productions agricoles sont essentiellement utilisées pour l’autosubsistance des ménages et comme source principale de revenus. Face aux conséquences du changement climatique et aux prix de vente très bas des produits, les paysans sont en difficulté. C’est le cas des habitants dans la commune d’Ambohijanaka située dans la région Analamanga.  Pour Tolotra Taratrinihoavy, un agriculteur de la commune, la diversification de la production agricole permet de sécuriser de manière efficace les revenus de l'exploitation agricole. Il plante à la fois des poireaux, des betteraves ainsi que des plantes aromatiques. Cela change selon la saison. Les légumineuses constituent des leviers intéressants de diversification et également une source d’argent pour toute l’année, explique-t-il. 


Studio Sifaka · 2021-03-22 Fandaharana Ketrika Sy Kandra - FIDIRAMBOLAN 'NY TANTSAHA

Ny fanovaovana ny fambolena eny an-tsaha mba hisy hiakatra sy hamidy mandava-taona no paik’ady entin’ireo tantsaha ahazoana vola mandava-taona. Ho an’ny ao amin’ny kaominina Ambohijanaka manokana izao, mifototra amin’ny fambolena legioma ny ankamaroan’ny olona ka ny poireau no isany vokatra amin’izao. Mandrapahalany tanteraka izay vokatra izay anefa, efa azo amidy ihany koa ny betterave. Aorian’izay, miroso amin’ny fambolena karoty sy hanitra fanao amin’ny sakafo izy ireo. Mahavita ny sakafo ao an-tokatrano sy ny saram-pianaran’ny ankizy ny vola azo hoy Taratrinihoavy Tolotra, tantsaha avy ao Ambohijanaka. Na izany na tsy izany, tsy maintsy mifototra amin’ny fiompiana kosa izy rehefa tsy misy ny orana satria tsy misy zavatra azo volena amin’izany. Maharitra roa ka hatramin’ny telo volana io ao anatin’ny taona iray.  

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter