« Lex Aro » est une entreprise de « conseil juridique » créée par deux jeunes femmes malgaches. « Créer sa propre entreprise est bien mieux que de chercher du travail ici et là . Néanmoins pour que ce soit rentable, il faut beaucoup de patience et de persévérance, témoignent-elles.
Tovovavy roa no namorona ny « Lex Aro », orinasa izay misehatra eo @ tontolon'ny lalà na na « conseil Juridique » : « Tsara hoy izy ireo raha mamorona orinasa toy izay mitady asa etsy sy eroa. Ilaina finiavana sy faharetana ary fikirizana koa anefa izany mba ho asa tena mahavelona ».