Tsy natokana ho an’ny vehivavy irery intsony ny resaka fikirakirana ny bika aman’endrika satria efa maro ny lehilahy misehatra aminy. Tsy vantany manome asa fotsiny, fa fanoitra amin’ny fampandroana mihintsy ny resaka kosmetika raha ny eto Madagasikara. Noho izany antony izany, dia miha-maro ireo vokatra malagasy no hita eto amin’ny tsena anatiny fa indrindra amin’ny iraisam-pirenena raha tsy hitanisa afatsy ny ZR cosmétiques, ny Flore Aroma na koa ny Mihanta cosmétiques.
Ity farany no ndeha ifantohatsika ato anatin’ny fandaharana.
Le monde des cosmétiques n’est plus un monde uniquement réservé à la gent féminine. Désormais, les hommes s’y mettent aussi. Source de travail stable, les cosmétiques ont des chances de se développer à Madagascar, sur le long terme. De plus en plus de marques malgaches sont visibles sur le marché local et surtout international, pour ne citer que ZR cosmétiques, Flore Aroma ou encore Mihanta cosmétiques. Dans cette émission, nous allons nous pencher sur cette dernière.