L’apprentissage de la langue japonaise est essentiel pour les personnes qui souhaitent poursuivre leurs études au Japon. A Madagascar, cela peut aussi permettre aux jeunes de s’ouvrir à de nouvelles cultures, selon Dihasina, professeur de langue japonaise et fondateur du Kakehashi club. Apprendre les bases est l’étape la plus difficile, selon Fenohasina Prisca Antsanantenaina, mais l’apprentissage se fait petit à petit et avec patience. Elle nous partage son expérience, lors de sa participation au concours de discours de langue japonaise auquel elle a eu la première place.
Ireo olona maniry hanohy fianarana any Japana no tena mianatra ny teny japone amin’ny ankapobeny. Ho an’ny eto Madagasikara manokana dia ahafan’ny tanora misokatra amin’ny kolontsaina hafa ihany koa izany hoy i Dihasina, mpampianatra teny japone sy mpamorona ny klioba Kakehashi. Mianatra manoratra sy ny fototra no tena sarotra, hoy i Antsanantenaina Fenohasina Prisca, saingy rehefa vita io dingana io dia mora kokoa ny manaraka. Mizara amintsika ny niainany ny fifaninana lahateny tamin’ny teny japone izay nahazoany ny laharana voalohany izy.Â