Nahafahana nanangana fotodrafitrasa maro ilain’ny mponina amin’ny fiainana andavanandro ny fiaraha-miasan’ny Kaominina Ambanivohitra Ampitatafika, Alakamisy Fenoarivo ary ny fiarahamonimpirenena MSIS Tatao tao anatin’ny tetikasa Fampandrosoana Ifotony ao Anaty Mangarahara na FIAM. Isan’ny ifantohany ny fampandraisana andraikitra ny olompirenena mivantana izay mivondrona ao anaty rafitra ifotony fikaonan-doha, komity mpitantana fotodrafitrasa, mpanao tombana ny fangaraharana sy ny fanatanterahana tetikasa, sns. Tsapan’ireo mpitantana isan-ambaratongany fa mitondra fiovana izany ka hataon’izy ireo izay hampaharitra azy.
La collaboration entre la commune rurale d’Ampitatafika, celle d’Alakamisy Fenoarivo et de l’organisation de la société civile MSIS Tatao, dans le cadre du projet développement local dans la transparence, a permis de construire plusieurs infrastructures dont les habitants ont besoin au quotidien. La particularité de ce projet réside dans la participation citoyenne dans les concertations, la gestion des infrastructures, l’évaluation de l’exécutif sur la transparence et la mise en Å“uvre du projet. En remarquant les changements apportés par cette pratique, les responsables communaux souhaitent la perpétuer.   Â