Nanomboka ny taona 2019 nampalaza ny Barea dia niroborobo ihany koa ny fanatanjahantena. Ohatra ny ny fivarotana ny kojakoja maro samy hafa manodidina ny taranja baolina kitra. Ity farany ity rahateo no mahasarika ny maro eto Madagasikara hoy ny mpahay toekarena, Ratsironkavana Cédric. Sehatra azo iasana tsara ny fanatanjahantena ary mbola malalaka izany eto Madagasikara. Ohatra nomeny ny fananganana klioba, sekoly, fivarotana sns. Azo trandrahana tsara ireo taranja hafa toy ny tsipy kanety be, ny judo na ihany koa ny rugby.
Anisan’ireo tanora manomboka amin’ny misehatra amin’ny fanatanjahantena i Fanirintsoa Tahina amin’ny alalan’ilay lalao « Dianay Itasy ». Ity farany no nahazo ny laharana voalohany tamin’ny fifaninana tetikasa amin’ny sehatry ny fantanjahantena, izay nokarakarin’ny masovoihin’ny La Frantsa eto Madagascar sy ny Maison de sport ny volana Jona 2021.
Depuis la popularité historique des Barea en 2019, le sport a gagné du terrain, par exemple, à travers la promotion des ventes d’articles de sport comme le football. D’ailleurs, cette activité sportive passionne la majorité des malgaches, explique l'économiste Cédric Ratsironkavana. Le sport est un domaine exploitable et le secteur reste encore très large à Madagascar. On peut prendre l’exemple de  la création de clubs, d'écoles, de magasins, etc. D'autres disciplines comme la pétanque, le judo ou encore le rugby peuvent être explorées.
Fanirintsoa Tahina fait partie des jeunes qui commencent à s'impliquer dans le sport à travers l’organisation du jeu "Dianay Itasy". Ce dernier a obtenu un prix lors du concours de projets dans le domaine du sport, organisé par l'Ambassade de France à Madagascar et la Maison de sport en juin 2021.