COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Ministère de la défense nationale
Les bérets verts en action.

Les métiers dans l’armée contribuent au développement

Yaël Morgan est l’une des rares femmes à avoir intégré l’US Marine des Etats-Unis. Les femmes représentent seulement 8% dans cette branche. Selon Yaël Morgan, force mentale et discipline sont les attitudes à avoir pour exercer le métier de militaire.

Selon le général Ramakavelo Désiré, ‘l’armée’ implique les forces terrestres, aériennes et navales tandis que ‘défense nationale’ englobe l’armée, la gendarmerie et la police.

A part la défense nationale, l’armée a aussi sa contribution pour le développement. Cela se fait par le biais des « berets verts ». Selon toujours le général Ramakavelo, notre intérêt devrait plus porter sur cers derniers car ils s’associent avec les paysans à travers l’agriculture et l’élevage. Le développement ne passe pas forcément par l’usage des armes.


Studio Sifaka · 2021-10-05 Fandaharana KSK_MALGACHE DANS L'US MARINES¨ - BERET VERT

Vehivavy malagasy mandrafitra ny U.S Marine any Etazonia i Yael Morgan. 8% monja izy ireo no vehivavy amin’io sampanan’ny tafika amerikanina io. Ny hamafisan-tsaina sy ny fifehezan-tena no tena ilaina raha hiditra amin’izany asa izany hoy izy.

Amin’ny ankapobeny, ny atao hoe tafika dia ireo hery misahana ny fiarovana an-tanety, an-dranomasina ary an’habakabaka. Ny foloalindahy kosa dia ny fitambaran’ny tafika, ny zandarimaria sy ny polisy. Ankoatra ny fiarovana sy ny fitandroana ny fandriampahalemana anefa dia manana anjara asa amin’ny fampandrosoana ihany koa ny tafika. Misy ny atao hoe ‘beret vert’ sy ny ‘service civique’ izay misehatra misimisy kokoa amin’ny fambolena sy ny fiompiana ary miara-miasa akaiky amin’ireo tantsaha. Tokony homena tosika bebe kokoa io sampana io satria sady antoka amin’ny filaminana no antoka amin’ny fampandrosoana eny ifotony hoy ny jeneraly Ramakavelo Désiré. Tsy voatery amin’ny alalan’ny basy hoy izy vao afaka ny hampandroso firenena.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter