Suivre une formation professionnalisante ou une formation académique ? Le choix s’ouvre aux nouveaux bacheliers. Ce sont toutes deux des formations permettant aux jeunes de tracer leur avenir. La formation professionnalisante vise à acquérir des connaissances et des compétences pour réaliser un travail précis. La formation académique a pour but d’aider à obtenir un diplôme international. Les jeunes choisissent la formation à suivre selon l’éducation qui leur a été inculquée dans le cocon familial, explique l’enseignante Ramanitrinizaka Fanilo Lalaina.
Les femmes entrepreneures traversent des difficultés particulières. Felana Rajaonarivelo, fondatrice de la société Fireflies, en témoigne. « C’est difficile pour une femme d’être à la tête d’une entreprise. Surtout lorsque qu’on a des hommes et des personnes plus âgées que soi sous nos ordre. (...) L’entreprenariat est un monde de méritocratie pour les femmes. Il faut prouver qu’on mérite d’être à notre place ».
Ny fiofanana arakasa dia fiofanana hianarana asa iray voafaritra ary ny tanjona dia ny ho matihanina amin’io sehatrasa io. Misy tanora ny miisafidy io lalana io avy hatrany rehefa afaka bakalorea. Ao koa anefa ny misafidy hanohy fianarana ambony hahazoana mari-pahaizana iraisam-pirenena. Samy manana ny manavanana azy ny tanora ary miankina amin’ny fomba nitaizana azy teo anivon’ny tokantranony no hisafidianany izay fiofanana harahiny, hoy ny mpampianatra, Ramanitrinizaka Fanilo Lalaina.
Misy fahasarotana samihafa lalovan’ny mpandraharaha sasany amin’ny mahavehivavy azy. Mila manaporofo mandrakariva izy ireo fa mendrika ny ho eo amin’ny toerany ary matihanina amin’ny asa ataony, hoy i Felana Rajaonarivelo, mpandraharaha eo amin’ny sehatry ny saripika.
Â