COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Andreas Hafenscher
Les maîtres exploitants comptent à peu près 80 agriculteurs par promotion.

Les prestataires agricoles d'Itasy et l’importance de la pisciculture

Mpanao saraka antsaha heno matetika fa efa misy kosa ny fiofanana ho mpitao raharaha. Mivondrona anaty kaoperativa ireo tantsaha eny ifotony, mahazo fiofanana ary afaka manao "mpitao-raharaha", izany hoe miasa amina seha-pamokaran'ny tompontany iray. Mampiofana ihany koa ireo tantsaha manodidina azy ireo amin'ny teknikam-pambolena sy fiompiana izy ireo. Ketrika sy Kandra any Itasy any izany. Manome fanazavana ao anaty fandaharana ny mpitao raharaha iray avy ao amin’ny kaoperative Bozaka Itasy, Rasoamanana Lucile sy ny mpandrindra tetikasam-piarahamonina, Randriamanantena Martin.

Nisafidy ny hisehatra amin'ny fiompiana trondro kosa i Andrianina Joel na dia mbola mpianatra aza, mizara ny dingana nolalovany tamin'izany fiompiana izany izy.


Studio Sifaka · 2021-10-21 Fandaharana KSK_°COOPERATIVES DE PRESTATAIRES AGRICOLES- JEUNE AQUACULTEUR

On les qualifie surtout de "mpanao saraka antsaha", mais il existe aussi des formations pour le travail de prestataires agricoles. Les agriculteurs se regroupent, à la base, en coopérative, ils reçoivent une formation et deviennent des maîtres exploitants par la suite. Ils travaillent en tant que prestataires agricoles et promeuvent le secteur d'activités d'un propriétaire de terrain ou de champ. Ce type d'initiative est surtout promu en Itasy. Un membre de la coopérative Bozaka Itasy, Lucile Rasoamanana et le socio-organisateur, Martin Randriamanantena, fournissent plus d'informations sur ce programme.

Joel Andrianina, quant à lui, a choisi de s'impliquer dans la pisciculture, même s'il est encore étudiant. Il partage les étapes qu'il a entreprises.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter