COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Programme VNU Madagascar
Les volontaires des Nations Unies lors de la célébration de la journée nationale du volontariat, le 25 octobre 2021 à Fiadanana Ambohidratrimo.

Les apports du volontariat

D’après les explications du vice-président du « Smile club » Madagascar, Fanomezantsoa Navalona, faire du volontariat contribue au développement personnel des jeunes et les initie déjà au monde professionnel, à travers les différentes actions qui leurs sont attribuées. Une volontaire au sein d’une association à but non-lucratif à Madagascar, Rindraniaina, confirme que depuis 2019, année où elle a intégré cette association, elle a pu vaincre sa timidité. Toutefois, le statut des volontaires, tout comme leurs tâches diffèrent d’une association à une autre à Madagascar. La coordinatrice nationale du programme des volontaires des Nations Unies à Madagascar, Norah Razafimandimby et le responsable communication de programme, Jonathan Andriambalohery, expliquent que les Volontaires des Nations Unies (VNU) perçoivent des indemnités. En effet, ces derniers sont amenés à travailler dans d’autres régions, s’ils sont des volontaires nationaux, et dans d’autres pays, s’ils sont volontaires internationaux, durant leur période de volontariat.


Manampy amin’ny fivoarana amin’ny maha olona amin’ny ankapobeny ny firotsahana an-tsitrapo hoy ny tompon’andraikitra ao amin’ny « Smile club » Madagasikara. Mampahafantatra ny sehatra matihanina sahady koa izy ireny raha tanora vao mitady traikefa. Mpirotsaka an-tsitrapo amin’ny fikambanana iray eto Madagasikara i Rindraninaina, nahafahany nifanerasera tamin’ny olona maro samy hafa ny firotsahana an-tsitrapo fa indrindra koa nampianatra azy nitana andraikitra. Samy manana ny sata mifehy azy ireny mpirotsaka an-tsitra po ireny eny anivon’ny fikambanana tsirairay eny. Raha ny mpirotsaka antsitrapo ao amin’ny firenena mikambana manokana izao dia mandray tambin-karama hoy ny mpandrindra nasionaly ny fandaharan’asa ny mpirotsaka antsitrapo eo anivon’ny firenena mikambana eto Madagasikara, Razafimandimby Norah sy ny tompon’andraikitry ny serasera ao amin’ity fandaharan’asa ity, Andriambalohery Jonathan. Misy amin’izy ireny mantsy no mandeha mamita iraka any amin’n faritra hafa na indraindray any ivelany mihitsy raha mpilatsaka an-tsitrapo eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena.

Studio Sifaka · 2021-11-11_Fandaharana KETRIKA SY KANDRA - VOLONTARIAT & VNU
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter