Tsirin-kevitra avy tamina tanora avy tao Toamasina no niaingan’ny Salon de la maison et de la ville. Entina hampafantarana ireo tanora ny trano mendrika sy ny anjara asany amin’ny fampivoarana ny tanà na ho mendrika izany, raha ny filazan’i Totoharijaona Félicien Bio. Fanomezan-tanana, tolotr’asa ho an’ny tanora namana, mba ahafahany manorina trano any aoriana no tanjony, mba handraisan’izy ireo ny andraikiny. Raha ny fanaingoana trano kosa dia ny aingam-panahin’i Andrianaivo Valisoa no hazavainy.
Ny orinasa hamokatra siramamy gasy amin’ny alalan’ny fary, ao amin’ny kaominina Fanandrahana, ao amin’ny faritra Atsinanana no notokanan’ny governora, Rafidison Richard Théodore. Haondrana any ivelany ny vokatra ary amin’ny alalan’ny fananganana kaoperativa no hanatanterahina izany. Raha ny fanazavan’ny Governoran’ny faritra Atsinanana, « ny fanodinambokatra sy ny fitehirizam-bokatra no laharam-pahamehana ». Ao ihany koa ny fanamboaran-dalà ana hahafahana mivezivezy mitatitra ny vokatra.
Le Salon de la maison et de la ville est une initiative des jeunes de Toamasina. Il vise à faire prendre conscience aux jeunes sur ce à quoi ressemble un logement décent et du rôle qu’ils ont à jouer pour contribuer à l’édification d’une ville décente, selon Totoharijaona Félicien Bio. Dans son initiative, il apporte sa pierre à l’édifice en proposant du travail aux jeunes, via des tâches liées au domaine de la construction et du bâtiment, pour qu'ils puissent, à leur tour, construire une maison plus tard. Quant à la décoration de la maison, Valisoa Andrianaivo nous parle de son inspiration.
L'usine de production de sucre à base de canne à sucre, dans la commune de Fanandrahana, dans la Région Atsinanana, a été inaugurée par le gouverneur de la même région, Richard Théodore Rafidison, en octobre dernier. Les produits seront exportés et cela se fera à travers la formation de coopératives. Selon le gouverneur de la région Atsinanana, "la transformation et le stockage sont des priorités" mais il y a aussi la réhabilitation des routes pour faciliter le transport des marchandises.