Devenir entrepreneur exige un minimum de connaissance et de savoir-faire. Selon le fondateur de Rise up now, Jodelio Rabefiaro, cela commence par l’état d’esprit. Il est important de connaître certaines notions du monde l’entrepreneuriat : Start-up, incubateur… Le directeur exécutif du Ceentre Madagascar, Riveltd Rakotomanana, a accepté de nous éclaircir dans Ketrika sy Kandra.
Mitaky zavatra maro ny fidirana eo amin’ny sehatry ny fandraharahana. Manomboka amin’ny fomba fisainana izany hoy i Jodelio Rabefiaro. Izay indrindra no ho zarainy amintsika anio. Fa ankoatra izay dia ilay ihany koa ny mahafantatra ny zavatra resahina : Start-up, incubateur… Ho resahin’i Riveltd Rakotomanana ato anatin’ny Ketrika sy Kandra ny tokony ho fantatra momba ireo.