Tsy azo atao hoe ahafahana mivelona ny asana mpitondra fiara karetsaka eto an-drenivohitra. Etsy andaniny, misy ihany koa ny fifaninana tsy ara-dalà na ataon’ireo Taxi moto sy ireo taxi tsy manana alà lana, na ny « clandestin ». Azo atao anefa ny mampivady ny fitondrana taxi amin’ny asa hafa, toy ny miasa birao sns.
Nisafidy ny hanao Garagiste kosa i Mika, noho ny tsy fahampiana teo anivon’ny tokantranon’ny ray aman-dreniny, fa ihany koa natosiky ny fankafizana ny fikirakirana mekanika. Aminy, azo atao hoe mahavelona tsara ny asana mpanamboatra fiarakodia.
On ne peut pas dire qu’être chauffeur de taxi en ville est un métier qui permet de vivre convenablement. L’existence de la concurrence déloyale que représentent les taxis-motos et les taxis clandestins est plus que jamais problématique. Il est cependant possible d'en faire un emploi secondaire, surtout pour les bureaucrates.
Mika a choisi quant à lui d’être garagiste, contraint par les difficultés que rencontrent ses parents. Mais il a également été poussé par sa passion pour la mécanique. Selon ce jeune homme, il est tout à fait possible de vivre de ce travail.