Malaza ao amin’ny faritra Sava ny lavanila ary maro ny tanora misehatra amin’izany. Nisedra fasahiranana tamin’ity taom-piotazana 2021 ireo mpandraharaha amin’io sehatra iray io. Raha ny nambaran’ny mpitarika ny fikambanana MIFAMA ao Andapa, Rajao Jean, ”mafy ny fahasahiranana tamin’ity taona ity, mihoatra ny fahasahiranana nisy nandritry ny folo taona “. Miova arakarakin’ny faritra ny vidin’ny lavanila ary misy foana ny tsy lafo. Mihavitsy ireo mpividy ary ao ny mpanararaotra mividy mora amin’ireo mpamboly. Tafiditra anatin’izany koa ny trosa voahefan’ireo maka maro. Izany no antony ny namaritana ny vidin’ny lavanila, hoy ny talem-paritra ny indostria, ny varotra sy ny fanjifana ao SAVA, Bemanjara Fandriana Ludolis. Azavaina aminao ato anaty Ketrika sy kandra ny mikasika izany.
La culture de la vanille est populaire dans la région SAVA et de nombreux jeunes entreprennent dans ce domaine. Cependant, selon Rajao Jean, le leader du MIFAMA à Andapa, « les difficultés rencontrées pour le secteur vanille de cette année 2021 sont plus dures que celles des années précédentes ».
En effet, la saison 2021 n’a pas été fameuse, les acteurs de ce domaine sont confrontés à plusieurs difficultés comme la demande moindre par rapport aux offres, les impayés, les opportunistes qui achètent à bas prix auprès des cultivateurs, les dettes non honorées pour des achats allant pourtant par tonnes, depuis le début de la pandémie. Par ailleurs, le prix du kilo de vanille varie d'une région à l'autre et cela se fait en fonction de la qualité du produit. C'est pourquoi la détermination du prix de la vanille est cruciale, a déclaré le directeur régional de l'industrie, des ventes et de la consommation de la région SAVA, Fandriana Ludolis Bemanjara. Les détails dans Ketrika sy Kandra.