Hiresaka momba ny fitaovana fanaraha-maso ny voly, mitovitovy fiasa amin’ny talkie-walkie, izay mitondra ny anarana hoe Vorondolo, isika ato anaty Ketrika sy Kandra. Somary ngeza kokoa izy ary ahitana singa toy ny infrarouge, ny caméra, ny antenne de relais ao anatiny ary mpikaroka malagasy no namorona azy tamin’ny taona 2018.
Fandraharahana momba ny fanodinana tavoahangy sy bocal efa niasa, miaraka amin’ny mpandraharaha Razafialisoa sy Robinson no horesahana anatin’ny tapany faharoan’ny fandaharana.
Dans cette émission de Ketrika et Kandra, nous parlerons de l’innovation du « vorondolo », un outil d’alerte et de sécurisation des plantations, similaire au talkie-walkie même s’il est légèrement plus grand et qu’il comprend des éléments tels que l'infrarouge, une caméra, une antenne relais à l'intérieur. Il a été créé par des chercheurs malgaches, en 2018.
Dans la deuxième partie, nous nous focaliserons sur l’entrepreneuriat tournant autour de la transformation de bouteilles et de pots en verre, avec les entrepreneurs Razafialisoa et Robinson.