Somary mafy ny taona voalohany ary tena sarotiny amin’ny resaka fanajana ny fitsipika mifehy araka ny fanazavana omen’i Mbolatiana, mpianatra taona voalohany ao amin’ny Tantara sy Jeografia. Ho an’i Tolotra kosa, mpianatra taona fahatelo ao amin’ny Tantara sy Jeografia ihany, nisafidy ny hianatra tao amin’ny ENS izy satria te hanao mpampianatra sady nitady fampianaran-kasa taorian’ny bakalorea.
« Les cours sont un peu rudes en première année et l’établissement est très ferme concernant la discipline», explique Mbolatiana, une étudiante en Histoire-Géographie à l’ENS. Quant à Tolotra, 3ème année en histoire-géographie, il a voulu suivre une formation professionnalisant après son baccalauréat. D’un côté, son rêve est de devenir enseignant. Il a choisi l’ENS pour cela.