Entre le business et l’entrepreneuriat, la frontière est mince. Dans le business, il n’y a pas de création de valeur. Un businessman/women ne cherchera qu’à faire des profits sur un marché déjà existant. La concurrence est rude dans ce milieu. Par contre, l’entrepreneuriat, elle, repose sur l’innovation et la création de valeur. L’objectif ultime est de répondre à un besoin particulier d’un ou de plusieurs cibles précis. Il y a donc moins de concurrence car chaque entrepreneur se différencie par leur produit, leur concept et leur approche.
Mise à part le crowdfounding, les réponses aux appels d’offre et concours, les jeunes entrepreneurs peuvent également se tourner vers des prêts bancaires pour financer leur projet. Différentes offres existent sur le marché dont les conditions varient selon l’institution, explique Fidèle Randriamananjara, économiste.
Â
Miavaka tsara ny tontolon’ny bizina sy ny fandraharahana. Ny fandraharahana dia fananganana orinasa manokana ho an’ny tena sy famoronana tolotra iray na maromaro. Ny tolotra sy ny vokatra entinao ao dia miavaka amin’ny hafa ary mamaly filà n’ny fiaraha-monina. Kelikely kokoa ny fifaninanana ara-barotra misy eo amin’io sehatra io satria samihafa avokoa ny famoronana ataon’ ireo mpandraharaha. Ny fanaovana bizina kosa dia fitadiavana tombony amin’izay raharaham-barotra efa misy, izany hoe tsy misy famoronana. Betsaka kokoa ny fifaninanana ara-barotra misy eo amin’ny sehatry ny fanaovana bizina satria maro ireo manao izany.
Isan’ireo loharanom-bola azon’ny tanora trandrahana hahafahany mamatsy vola ny fandraharahana ataony ny findramam-bola eny amin’ireny banky ireny. Misy karazany izy ireo ary afaka mangataka izay mifanaraka amin’ny tetikasany ireo tanora te handraharaha. Fanazavana entin’I Randriamananjara Fidèle, mpahay toe-karena.Â