Nous parlons aujourd’hui du métier de guide touristique dans l’émission Ketrika sy Kandra. Celui-ci attire particulièrement les jeunes Malgaches car il donne l’opportunité de voyager, d’apprendre des langues étrangères et de construire des relations avec des personnes de différentes cultures. Pour en parler, nous avons invité le guide touristique, Raharomanana Helinirina.
Ny asan’ny « guide touristique » izay antsoina amin’ny teny malagasy hoe mpitaridia na mpiseradia no horesahintsika ato anatin’ny « Ketrika sy Kandra » anio. Ny fitetezana tany, ny fifandraisana amin’ny vahiny izay mampisokatra ny saina sy mampahay teny vahiny maro amin’ny ankapobeny no tena mahaliana ny tanora amin’ity asa ity. I Raharomanana Helinirina no hiresadresaka amintsika momba izay.