COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Studio Sifaka
L’animation d’antenne est un travail passionnant.

Être animateur radio, un métier de passion et d’exigence

Christian Ratovonony a commencé sa carrière d’animateur radio en 1994 et a évolué dans la télévision depuis 1999 jusqu’à aujourd’hui. L’avancement de la technologie facilite beaucoup le travail d’animateur surtout dans la recherche des nouveautés et informations à diffuser, raconte-t-il. Pour autant, rien n’est vraiment acquis. Il faut apprendre sans cesse, s’améliorer et se mettre en phase avec son public. 

Un animateur radio doit être proche de ses auditeurs, renchérit Tsitohaina Ramarolahy, journaliste. Il n’existe aujourd’hui aucune formation universitaire spéciale pour l’animation radio mais plutôt une formation généralisée en communication ou encore en journalisme.  Un animateur radio se distingue grâce à sa personnalité, son niveau de culture générale, son expérience et son sens de curiosité.

Studio Sifaka · 2022-02-13 Fandaharana KETRIKA SY KANDRA - PROFIL & FORMATION ANIMATEUR RADIO

Nanomboka ny taona 1994 i Christian Ratovonony no nanentana fandaharana tamin’ny radio. Nivadika tany amin’ny sehatry ny fahitalavitra izy avy eo ny taona 1999 sady nanohy fanentanana ka hatramin’izao. Mihamora ny asan’ny mpanentana fandaharana noho ny fivoaran’ny teknolojia hoy izy. Midika koa anefa izany fa tokony maharaka tsara ny fivoaran’ny tontolon’ny haino amanjery sy ireo mpihaino izy, ary tsy mitsahatra mianatra.

Ny mpanentana fandaharana dia olona akaikin’ny mpihaino, hoy Tsitohaina Ramarolahy, mpanao gazety. Tsy misy fianarana manokana momba io eto amintsika fa fampianarana mikasika ny serasera sy ny asa fanaovan-gazety no misy. Talenta sy fitiava-mikaroka ny zava-drehetra ary ny traikefa no mampivoatra ny mpanentana fandaharana. Mila manana ny maha izy azy ny mpanentana fa tsy mifaka tahaka fotsiny.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter