Les sociétés œuvrant dans le capital- investissement sont regroupées au sein de l’Association Malagasy des Investisseurs en Capital ou AMIC. Présidée par Mialy Ranaivoson, le but de cette association est essentiellement centré sur la promotion du Capital Investissement auprès des entrepreneurs et des investisseurs. Dans cette forme d’investissement, les sociétés d’investisseurs retrouvent la somme investie avec les plus-values réalisées par la société, lors de la revente de leur participation. Selon Mialy Ranaivoson, les entreprises partenaires doivent au moins avoir un chiffre d’affaires de 4 milliard d’ariary pour collaborer avec une société d’investisseur en capital.
Â
Isan’ireo endrika fampiasam-bola azo trandrahina entina mampitombo ny eo an-tanana ny fampiasana renivola amin’ny alalan’ny fividianana anjara amina orinasa iray. Rehefa tonga ny faran’ny fe-potoana nifanarahana ka mahazo tombony ilay orinasa, dia mahazo ampahany amin’izany ilay mampiasa renivola. Mivondrona ao anatin’ny AMIC na ny Association Malgache des Investisseurs en Capital ireo orinasa miasa manao izany eto Madagasikara. Tsy ny orinasa rehetra no mila mpamatsy vola tahaka azy ireo ary vitsy ireo orinasa mandray ny tolotra omeny. Amin’ny ankapobeny, orinasa mampidi-bola tsy latsaky ny 4 miliara ariary isan-taona no afaka miara miasa amin’ireo orinasa mamatsy renivola hoy ny filohan’ny AMIC, Mialy Ranaivoson.Â