COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Gastronomiac
Le jus de canne à sucre se boit très souvent avec du jus de citron et du gingembre.

Vendeurs de jus de canne à sucre dans les rues d’Analakely

Le jus de canne à sucre dans les rues d’Analakely se vend à 500 ariary le verre. Rodin, un des vendeurs, s’est procuré sa machine de seconde main chez un ancien propriétaire, à un prix plus raisonnable que dans les magasins Karana, dit-il. Certains vendeurs louent le matériel à 4000 ariary la journée et font une dépense supplémentaire pour acheter les autres ingrédients comme le citron ou gingembre. Ils s’approvisionnent en canne à sucre du côté de Alakamisy Fenoarivo ou Imerintsiatosika. Selon les saisons, ils peuvent gagner entre 15 000ariary à 30 000 ariary dans la journée.

La pâtisserie en ligne prend progressivement sa place grâce à l’existence des groupes de partage de bons plans culinaires sur les réseaux sociaux. Un business rentable, selon Maradonna qui s’est lancé dans ce milieu depuis 2020. Il reçoit au minimum deux commandes par jour et voit son chiffre d’affaires doubler pendant le weekend et en période de fête. De son côté, les boutiques de pâtisserie ne chôment pas non plus grâce à une fidèle clientèle qui s’est construite. La hausse du prix des ingrédients reste le plus gros défi des entrepreneurs dans ce domaine.

Studio Sifaka · 2022-02-24 Fandaharana KETRIKA SY KANDRA - PATISSERIE PHYSIQUE et EN LIGNE & JUS FARY

Asa tsy mbola betsaka mpanao nefa efa nisy ampolo taonany ny fivarotana ranona fary mandehandeha. Misy milina manokana ipotserana ny fary, tsy mbola vita eto an-toerana izy io fa vidina eny amin’ny tsenam-barotra karàna. Ny an’i Rodin kosa, izay mpivarotra ranona fary nanaovanay fanadihadiana, dia novidiany tamina teratany vahiny iray nanao ity asa ity teto amintsika. Raha eto Antananarivo, dia eny Analakely no tena ahitana mpivarotra ranona fary. Any alakamisy Fenoarivo na Imerintsiatosika izy ireo no maka fary rehefa ririnina. Atao sakafon’omby ny faikam-pary avy eo na ariana. 500 Ar no amarotan’izy ireo ny iray vera, izay ahazoany manodidina ny 15000 Ar isanandro eo. Manasitrana kohaka sy manamafy ny hery fiarovana ny fary.

Rehefa andro fety no betsaka mpanjifa ny mofomamy. Misy ireo mahalany tanteraka ny entana amidiny rehefa andavanandro, fa ao koa ireo tsy mahalafo firy noho ny tsy fahafaha-mividin’ny mpanjifa. Miaka-bidy koa ireo akora hanamboarana mofomamy, ka voatery mampiaka-bidy ny mpivarotra, hoy I Fidy sy Mami, mitantana toeram-pivarotana mofomamy. Raha ny mpivarotra mofomamy amin’ny tambazotra indray na ilay atao hoe en ligne, dia mandray kaomandy roa isanandro eo i Maradonna, izay tafaresaka taminay. Mitombo avo roa heny izany rehefa faran’ny herinandro. Ho arahantsika ato anaty fandaharana ketrika sy kandra ny mahakasika izay.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter