COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Studio Sifaka
Echantillons de bague et bracelet fait à partir des pièces de monnaies.

De l’argent contre de l’argent

Rivo vend des articles artisanaux malgaches près du bazary Filongoa à Tuléar. À côté des articles habituels tel que des sacs en rafia, des meubles sculptés façon zafimaniry etc, on retrouve sur ses étalages des poissons. Ils ressemblent aux animaux empaillés exposés dans les musées. Mais contrairement à ces animaux-là, ceux-ci sont vide à l’intérieur. Le processus se fait en retirant la chair des poissons et en séchant leurs peaux dans de l’eau salée pendant au moins 2h avant de les regonfler et les recoudre. Rivo les vend 5.000 ar à 15.000 ar. 

De l’argent, contre plus d’argent ! Alex a hérité du savoir-faire de ses ascendants en fabriquant de superbe bijou à partir des pièces de monnaies. Ils utilisent surtout les anciennes pièces datant des années 80 qui contiennent 7% d’argent. Elles sont fondues avec les pièces de 50 ar, 20 ar ou 10 ar avant de les mouler pour obtenir des colliers, des bracelets et des bagues. « C’est une manière de transformer l’argent en plus d’argent encore », confie Alex.

Studio Sifaka · 2022-03-29 Fandaharana KETRIKA SY KANDRA - POISSONS EMPAILLES & TRANFORMATION PIECES DE MONNAIE

Mitàna trano fivarotana asa tanana malagasy ao amin’ny tampon-tanàna an’I Toliara I Rivo. Ankoatra ireo entana efa fahita mahazatra tahaka ny fanaka na fitaovana misy sary sokitra sy ny poketra vita avy amin’ny rofia ireny dia mivarotra trondro efa maty voakirakira hanome endrika toy ny trondro velona izy. Izany hoe, tahaka ireny biby efa maty tehirizina any anaty tranom-bakoka ireny ihany saingy paokaty ilay izy ary maina kokoa. Raha ny fikarakarana azy : esorina ny nofon’ireo trondro, ary tandrovana ilay hodiny mba tsy rovitra. Alona amin’ny ranon-tsira mandritra ny adin’ny roa ora farafahakeliny ilay hodiny iny ary hamainina. Hamidiny 5.000 ar hatramin’ny 15.000 ar eo izany avy eo.

“Vola ihany no havadika vola” hoy I Alex. Asa hivelomany amin’izao ny fivarotana firavaka vita avy amin’ny vola vy toy ireny 50ar, 20ar na 10ar ireny. Mampiasa ireo vola vy taloha tamin’ny taona 1983 ireny ihany koa izy satria izy ireny misy volafotsy 7% eo. Hatsoniko ireo ary hapetraka anaty lasitra ary manome ireo karazana firavaka tahaka ny rojo, haba ary peratra. 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter