COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Fedor Kosarev
Des bagues en argent pur.

Fabrication de bijoux en argent

L’arnaque des bijoux en argent se font de plus en plus nombreux. Zyna Andriantsoa et Haingotiana Princia se plaigent de leur baisse de vente causée par ces bijoux à bas prix. Tous deux bijoutiers utilisant les mêmes matières. Ils utilisent les pépites d’argent provenant de la Chine et de Dubai. Le gramme se vend à 10 mille Ariary, tandis qu’un bijou contenant beaucoup d’alliage est acheté à moitié prix. Ecoutez les dans cette émission.

Pour fidéliser les clients, il faut être respectueux et avoir du savoir-faire selon Tiana, qui exerce ce métier depuis 20 ans maintenant. Elle a commencé avec seulement quelques matériels comme le brushing, une chaise et une table coiffeuse, un miroir, des produits, une brosse et un peigne. Si l’on veut avoir son propre salon, il faudrait investir autour de 2 millions d’ariary, d’après son expérience.

Studio Sifaka · 2022-03-22 Fandaharana KETRIKA SY KANDRA - FANEFENA VOLAFOTSY & SALON DE COIFFURE

Betsaka mpanjifa ny firavaka vita amin’ny volafotsy amin’izao fotoana noho izy mora raha ampitahaina amin’ny volamena. Avy any Chine sy Dubai ny ankamaroan’ny volafotsy ampiasain’ireo mpanefy eto amintsika. Manomboka amin’ny 1 alina ariary ny manefy volafotsy 1 grama. Misy anefa ny volafotsy mifangaro varahina ary antsasaky ny vidiny no hamarotan’ny mpisandoka azy. Miofo ho lasa maitso na mena izy ary mora tapaka raha ny nambaran’i Zyna Andriantsoa sy Haingotiana Princia, izay samy mpanefy. Misy fiantraikany betsaka amin’ny asan’izy ireo ny fisian’ny volafotsy tsy tena izy.

Mila traikefa ny asa fanaovam-bolo hoy i Tiana. Efa 20 taona izao izy no nanao volo, ary ny fanajana mpanjifa no tokony atao laharampahamehana itazomana azy ireo aminao foana. Vola manodidina ny 2 tapitrisa eo farafahakeliny no ilaina ividianana ireo fitaovana raha vao hanomboka hiasa mihitsy. Tsy ampy raha ny fanaovam-bolo fotsiny no ivelomana hoy hatrany i Tiana, fa ilaina ny manana vadin’asa.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter