Bob Willy est un artisan qui fabrique des meubles à partir des résines, Une résine désigne un produit polymère qui est une matière de base pour fabriquer par exemple des matières plastiques, textiles, peintures, etc. Sa spécialisation c’est les tables en résines et aussi le revêtement des sols. Pour les tables, il choisit toujours la mer fait en résine et des petits cailloux et des autocollants de dauphin, pareil pour le revêtement de sol surtout dans la salle de bain. Il y a encore très peu de personnes qui utilisent cette matière à Madagascar,de même pour les  clients, car le kilo de résine coûte plus de 20 000 ariary en magasin , donc le prix des meubles fabriqué à partir de cette matière devrait aussi couter cher.
Mpanao asa tanana  vita avy amin’ireny resine ireny i Bob Willy , resine izay karazana tsiranoka ohatran’ny ditikazo ireny izy, somary marihitra, akora fototra ampiasaina amin’ny fanaovana plastika na lamba na ihany koa loko, ny fampiasana an’io ankora io amin’ny fanamboarana latabatra sy haingo amin’ny trano moa no tena anisany mampiavaka azy .Ny fanaovany azy raha hoan’ny latabatra manokana dia safidiny foana ny ranomasina manga izay didinina vatokely ary apina sarina dauphin kely eo afovoany, hoan’ny trano kosa dia ao amin’ny trano fidiovana no tena ampiany an’ireo sary ireo.Mbola vitsy ny mampiasa an’io ankora io eto madagasikara , Vitsy ihany koa anefa ny mpanjifa satria 20.000ariary mahery eo ny kilaon’ny résine  ka tsy maintsy lafo ihany koa izany ny fanaka vita avy aminy.