COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©TerriC
Des chaussons pour bébé.

Fête et métier autour de la naissance

Quelques organisateurs d’évènement dans la capitale reçoivent des demandes un peu particulières : le baby shower ou le baby gender reveal party. Il s’agit d’une fête célébrée avant la naissance d’un bébé, organisée par les parents eux-mêmes ou par des amis. Pour certains, c’est aussi l’occasion de découvrir ou d’annoncer le sexe du bébé qui va arriver. En parlant de naissance, la remise du ro-patsa est une tradition ancrée dans les familles malgaches. Aujourd’hui, cette enveloppe peut etre remplacée par d’autres cadeaux ou articles de naissance, aussi bien pour le bébé que pour la mère.

La vente de lambamena est un travail comme les autres, nous raconte Martin, vendeur de lambamena à Anosy.  Pour lui, ce métier est un héritage venant de ses grands-parents et c’est un métier qui lui permet de nourrir sa famille. Le lamba tavoahangy est le modèle le moins cher de sa boutique, qui s’achète à partir de 7 000 ariary jusqu’à 10 000 ariary. Le lamba landy, de la plus haute qualité,est desormais mois accessible aux malgaches, se désole-t-il.

Studio Sifaka · 2022-04-07 Fandaharana KETRIKA SY KANDRA - BABY SHOWER & LAMBAMENA

Mikarakara mariazy na fety tsingerintaona nahaterahana no tena hiantsoan’ny olona ireny orinasa mpikarakara fety aman-danonanana ireny. Fa ankehitriny, misy ihany koa ireo manao an’ireny karazana fety amin’ny fiandrasana zazakely ireny na ilay atao hoe baby shower, ao anatin’izay ihany koa ny fety atao hamantarana ny fananahan’ilay zazakely na ilay atao hoe gender reveal. Kolontsaina avy any Etats Unis ilay izy no tonga teto .Efa fomba Malagasy ihany koa ilay manolotra ropatsa rehefa misy teraka iny. Amin’izao, efa azo ovaina fanomezana hafa izany, ary misy orinasa tena mifantoka amin’izay fotsiny ny ataony.

Mpivarotra lambamena iray eny anosy eny i Martin. Ho azy ny asa fivarotana lambamena dia efa lova avy amin’ireo ray amandreny teo aloha no notohizana ary lasa asa fivelomana. Ny lamba tavoahangy no mora indrindra amin’ireo karazana lamba amidiny, manomboka eo amin’ny 7arivo ka hatramin’ny iray alina eo no vidin’izany. Ny landy no tsara kalitao indrindra sy mampiavaka ny malagasy, saingy efa an-kavitsiana hoy izy sisa no manjifa azy.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter