Njaka et Prisca sont des couturiers qui travaillent le cuir. Leur spécialité c’est les vestes de motard, un vêtement qui sert surtout de protection. Ils achètent les balles de cuir auprès des grossistes locaux et utilisent aussi quelques accessoires importés. Ils cousent une veste à partir de 85 000ar mais le prix peut varier selon le type de personnalisation demandé par les clients. Leur métier demande beaucoup de créativité mais l’accessibilité à certains matériels techniques et matières premières constitue un blocage.
Iarovana est une jeune artiste malgache qui crée des couronnes et des accessoires de tête, les « Headpiece ».Pour les matières, elles utilisent des plastiques et des aluminiums de cannettes de bière. Elle s’intéresse aussi d’autres matières en fonction du projet sur lequel elle travaille, des fleurs par exemple si c’est un mariage. Elle collabore souvent avec des organisateurs de défilés de mode, qui sont ses principaux clients.
Hahavitana famoronana samihafa ny hoditra. Ankoatry ny hoe poketra na kiraro, dia azo anaovana akanjo fitondra amin’ny kodiaran-droa na hoe veste de motard. Manana orinasa momba izay I Njaka sy Prisca. Eny amin’ny mpivarotra hoditra amin’ny ambongadiny izy ireo no maka ny akora ilainy, miankina amin’ny kaomandin’ny mpanjifa. Misy ireo mpanjifa mangataka loko na haingo manokana, mifanaraka amin’ny karazan’ny kodiaran-droa ampiasainy. Manomboka amin’ny 85000ar no anjairana ny akanjo iray hoy izy ireo.
Asa tanana somary miavaka kely amin’ny mahazatra no ataon’i Iarovana ,manao an’ireny satro-boninahitra na couronne ireny izy, matetika rehefa amin’ny filatroana ireny no tena hanaovana an’io haingo amin’ny loha io na headpiece no tena fiantsony azy. Ireny vy amin’ny tavoahangina labiera ireny no akora tena ampiasainy fa mampiasa vonikazo koa izy rehefa amin’ny lanonana hafa ohatra. Raha ho an’ny filatroana ohatra dia manomboka eo amin’ny 20000 Ariary ny headpiece iray izay azo amboarina sy haingoana araka izay itivian’ilay olona mampanao azy.