Avoir 24 ans et travailler dans le métier du transport : comment ça se passe à Antananarivo ? Mahefa est un jeune homme qui travaille dans ce secteur, et son rêve c’est d’avoir une coopérative de transport.
Tenir une agence de mannequinat, ce n’est pas facile. Surtout pour sélectionner les mannequins, pour les former et pour les préparer à défiler. Tahina Razanamparany, un des fondateurs de l’agence BikaGasy nous l’explique dans l'émission KSK.
24 taona ary mampiasa fiara hitadiavana vola : Ahoana ny fandehan’izany eto Antananarivo ? Miasa eo amin’io sehatra io mihitsy i Mahefa, ny faniriana dia ny mba hanangana kaoperativa ho azy manokana.
Tsy mora ny mitantana Agence de mannequinat. Indrindra amin’ny fifantenana ny mpilatro sy ny fampiofanana azy rehefa misy filatroana hatao. Hazavain’i Tahiana Razanamparany izay anisan’ny mpamorona ny Agence BikaGasy, ao anatin’ny fandaharana KSK izany.