Alt Soap est le projet de Green'Kool qui a remporté le prix du jury au hackathon en ligne organisé du 3 au 5 Avril 2020. L'idée est de fabriquer un savon écoresponsable à base d’huile alimentaire récupéré. Et pour chaque savon vendu, un savon offert aux plus démunis. Nous avons invité Marie Christina Kolo à parler de ce projet.
Tetikasa Alt Soap : nahazo ny laharana voalohany tamin’ilay fifaninanana hackathon amin’ny aterineto, hisafidianana ireo tetikasa tsara indrindra hiatrehana izao vanim-potoana izao. Fanamboarana savony amin’ny alalan’ny menaka efa nampiasaina tamin’ny sakafo no ataon’izy ireo. Ary rehefa mahalafo savony iray dia mizara savony iray maimaimpoana ho an’ny olona sahirana izy ireo.