Le MOOC ou Massive Open Online Course, cours en ligne libre d’accès est un outil d’apprentissage actuellement très utilisé. Il est souvent connu étant un outil d’accompagnement pour apprendre les langues étrangères, mais beaucoup bien de thématiques y sont également disponibles. Un petit reportage sur des jeunes apprentis de la langue allemande suivi d’un partage d’expériences d’une jeune « MOOCeuse », c’est à écouter dans l’émission ketrika sy kandra.
Ny MOOC na Massive Open Online Course, na fampianarana ampitain-davitra misokatra ho an’ny rehetra dia fitaovana iray isan’ny be mpampiasa indrindra amin’izao hanampiana traikefa sy fahalalana. Fianarana teny vahiny no tena hamantarana azy, saingy sehatra sy taranja maro hafa ihany koa no azo trandrahana amin’ny alalany. Fanadihadiana kely momba ny ankizy liana mianatra ny teny alemà sy fizarana traikefa amin’ny fianarana amin’ny MOOC no arahinao ao anatin’ny fandaharana ketrika sy kandra.