Le Centre D’Appui et de Formation Professionnelle Agricole Andranovaky Mahitsy est l’un des sept centres qui forment les jeunes pour devenir entrepreneurs agricoles professionnels à Madagascar pendant une période de trois ans. Auparavant, les jeunes dans tout Madagascar pouvaient suivre cette formation ici dans la capitale mais actuellement seuls les jeunes d’Itasy, de Bongolava et d’Analamanga sont acceptés. Ces jeunes bénéficient de toutes les techniques d’élevage et d’agriculture.Â
Le centre est situé à 7km de Mahitsy. Pour les jeunes ayant terminé la classe de troisième, l’inscription pour la prochaine formation est ouverte au mois de juillet 2022, au siège à Andranovaky ou auprès de la direction régionale de l’élevage de Bongolava ou Itasy.
Ny CAFPA na ny  Centre D’Appui et de Formation Professionnelle Agricole Andranovaky Mahitsy dia ivo-toerana iray amin’ireo fito eto Madagasikara mamolavola tanora ho mpandraharaha matihanina amin’ny fambolena na ny fiompiana ka telo taona ny faharetan’ny fiofanana. Hianarana ao avokoa ny teknika rehetra momban’ny fiompiana sy ny fambolena. Taloha dia ireo tanora avy amin’ny faritra rehetra manerana an’I Madagasikara dia afaka nanovo fianarana teto saingy amin’izao dia ireo tanora avy any amin’ny faritra Itasy sy Bongolava ary Analamanga no nomena tombony.
Eo amin’ny 7km miala ny tampon-tanan’ny Mahitsy no misy ny CAFPA Andranovaky. Ny volana jolay 2022 no hisokatra ny fisoratana anarana sy fandraisana ireo antontan-taratasy ho an’ny taom-piofanana manaraka, ho an’ireo tanora nahavita ny taona fahatelo maniry ny hiofana momban’ny fambolena sy fiompiana. Ho an’ireo any amin’ireo faritra Bongolava sy Itasy kosa dia eny amin’ny fitaleavam-paritry ny fiompiana isaky ny faritra avy no handraisana izany.