On obtient divers produits dérivés d’une ruche telle que la cire, le « siramamy gasy », la propolis ou une sorte de colle naturelle anti-bactérie, etc. Une ruche peut donner 2 kilos de cire brute par an. Ce produit doit être mélangé avec du paraffine et du pétrole pour obtenir environ 23 kilos de cire utilisable. Celle-ci peut couter 30 milles ariary le kilo.
Le fond de départ dans l’apiculture peut s’élever à 150 milles ariary. Cette filière nécessite un endroit calme avec beaucoup de plantes à fleur sur un rayon de 3 kilomètres. Une ruche peut donner 20 kilos de miel tous les 3 mois si les conditions sont biens respectées. L’apiculteur Rahajamalala Tiana Finaritra nous partage des informations sur cette filière.
Vokatra maro no azo avy amin’ny fiompiana tantely toy ny savoka, siramamy gasy, lakaoly natoraly hiarovana amin’ny bakteria antsoina hoe « propolis » sns. Mamoaka savoka 2 kilao isan-taona ny trano tantely iray. Mbola ahodina sy laroina fangaro hafa izany vao lasa savoka azo ampiasaina. Manodidina ny 30 000 ariary ny kilao eny an-tsena.
Manodidina ny 150 000 ariary kosa indray no ilaina raha hiditra amin’ny fiompiana tantely. Mila toerana be zava-maniry sy milamina ny fiompiana azy mba hahazoana vokatra manodidina ny 20 kilao isaky ny 3 volana. Manazava momba ny fiompiana tantely ny mpiompy iray Rahajamalala Tiana Finaritra.