COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Studio Sifaka
Le projet AirQuality, présenté par Mendrika, 2ème année en électronique.

Les débouchés de la mention électronique.

Les étudiants de la filière électronique de l’Ecole Supérieur de polytechnique Vontovorona ont exposé lors de l’Electronic’sDay du 17 et 18 juin, les projets sur lesquelles ils ont travaillé.  Parmi eux, nous avons le projet TRacker Solaire, AirQuality et SmartCounter. 

Pour s’inscrire à la filière électronique, il faut être titulaire d’un baccalauréat série C et passer ensuite un concours d’amission.  Les sortants de cette filière ont beaucoup d’opportunité de travail et peuvent faire carrière dans différents secteurs d’activité et évoluer à l’étranger, explique Ramanantsihoarana Harisoa Nathalie, responsable de la mention électronique à l’école supérieur polytechnique Vontovorona.

Studio Sifaka · 2022-07-05_Fandaharana KETRIKA SY KANDRA - PROJETS ELECTRONIQUES & DEBOUCHES & MARCHES ELECTRONIQUES

 

Nampiranty ireo tetik’asa elektronika nataony avy ireo mpianatra avy amin’ny sampam-pampianarana elektronika eny amin’ny sekoly ambony politeknika  Vontovorona nandritra ny Electronic’s Day teny amin’ny oniversiten’Antananarivo ny 17 sy 18 jona teo. Isan’izany ny tetik’asa TRacker Solaire, AirQuality sy SmartCounter. 

Mandalo fifaninana ny fidirana ao amin’ny sampam-piofanana elektronika. Mila manana Bacc, série C ireo izay hifaninana amin’izany. Maro ireo tanora liana amin’ity sehatra ity. Voafetra anefa ny toerana raha hoan’ny sekoly ambony politeknika  Vontovorona ka tsy maintsy mandeha mankany amin’ireo oniversite tsy miankina ireo tanora sasany hoy ny tompon’andraikitra voalohany ao amin’ny lalam-piofanana elektronika, Ramanantsihoarana Harisoa Nathalie.  Afaka mivelatra amina sehatra maro ireo mpianatra manaraka izany lalam-piofanana elektronika izany ary maromaro ireo fanararaotra hahafahan’izy ireo mandeha any ivelany, miasa na mandraharaha.

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter