COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Mampiray Solofoniaina
Mampiray Solofoniaina, représentant de Madagascar au 8e Forum national entreprendre dans la culture, en France.

Projet Instase : promotion de la culture et soutien aux artistes à Madagascar

À chacun ses ambitions.  Pour Instase la promotion des artistes que ce soit professionnel ou ceux qui s’autoproduit dans la rue, c’est leurs vocations. Mirana, la fondatrice de cette association nous explique les détails de cette bonne action envers le monde culturel malgache. Instase donne à ses artistes l’occasion de se produire devant un publique et aussi de partager leur art à un large public dans les réseaux sociaux.

À part ses gens qui essayent de faire bouger l’art et la culture ici chez nous, il y en a qui ont des occasions de davantage approfondir leur connaissance et de partager internationalement leurs savoirs.  Mampiray Solofoniaina va nous donner les détails du forum national « Entreprendre dans La Culture 2022 » auquel il a participé en France et les impacts que cela pourrait avoir à Madagascar.

Studio Sifaka · 2022-07-12_Fandaharana KETRIKA SY KANDRA - INDUSTRIE CULTURELLE

 

Misy karazany maro ireo fikambanana miasa ho an’ireo mpanakanto. Ho an’ny Instase manokana, misy ny tetikasa izay fitrandrahana an’ireo talenta samihafa eny rehetra eny sy ny fanomezana sehatra ary fanapariahana ny kantony amina mpankafy sy ireo mety ho mpijery.   Misy ireo efa matihanina, misy ireo izay mbola miana-mandady. Sehatra no omena azy ireo. Hazavain’i Mirana, filoha namorona an’ity Instase amintsika izany sy ny fanitatrana kasain’izy ireo atao amin’ity Instase ity. Maimaimpoana na antsitrapo ny asa ataon’ny Instase.

Ankoatran’ny fikambanana  anefa misy ihany koa ireo fihaonana maneran-tany toy ny  forum national « Entreprendre Dans La Culture 2022 » tany  Frantsa izay hahafahantsika Manovo traikefa sy mampivoatra ny sehtara ara-kolontsaina.  Manazva amintsika  ny ambangovangony mahakasika an’izany ao amin’ny tapany faharoan’ny fandaharana kosa I Mampiray Solofoniaina.

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter