On étudie tous les phénomènes physiques dans le monde dans la filière physique, que ce soit les éléments et  les mouvements autour de la terre, de l'air, de l'eau ou du ciel, etc. On étudie  l'électricité, les physiques appliquées à l'environnement, la physique nucléaire, la physique quantique, la production d'énergie, les énergies renouvelables, l'astronomie, les ondes sonores, etc. Les étudiants en physique se distinguent par leur capacité à créer des appareils électroniques et également à créer le système interne ou informatique, c’est-à -dire le logiciel. Les diplômés peuvent travailler dans la production d'énergie, le développement de la technologique, la télécommunication, les médias, les centres de recherche, etc. Le sortant Tia Nomena Rabemanantsoa nous parle de sa spécialité, il a obtenu un diplôme master 2 en systèmes électronique et informatique. Il s’est formé particulièrement dans la radioastronomie et a travaillé dans ce qu’on appelle le « data science ».
Mianatra mikasika ny trangan-javatra fizika rehetra eto amin’izao tontolo izao ny lalampiofannaa physique. Izay hetsika sy singa rehetra manodidina ny tany, ny rivotra, ny rano, ny eny amin’ny lanitra sns. Ao ohatra ny fikarohana mikasika herinaratra, ny fiarovana ny tontolo iainana, ny fizika nokleary, ny famokarana angovo, ny haikintana, ny angovo azo avaozina, ny onja toy ny feo sns. Mampiavaka ny mpianatra momba ny physique ny fahaizana mamorona fitaovana elektronika sy mamorona ihany koa ny rafitra anatiny na ny kajy mirindra mampandeha io fitaovana io. Afaka miasa amin’ny famokarana angovo, fampandrosoana ny teknolojia, ny asa manodidina ny fifandraisan-davitra, ny haino amanjery, ny ivotoeram-pikarohana sns ireo mpianatra nivoaka avy amin’izany. Mitantara ny fiofanany manokana I Rabemanantsoa Tia Nomena, nahavita ny master 2 en système électronique et en informatique. Niofana manokana mikasika ny « radioastronomie », na ny fandinihana ny zavamisy eny amin’ny lanitra amin’ny alalan’ny onjampeo izy ary niasa tamin’ilay atao hoe « science de données » .