Depuis plus de trois ans, les paysans d'Ankazobe sont initiés à l'agriculture biologique. Les pratiques et les résultats agricoles ont changé depuis ces dernières années : ils n'utilisent plus d'engrais ni de pesticides chimiques racontent les jeunes agriculteurs de cette région. En plus de leurs produits biologiques, ils ont constaté également une augmentation de leurs bénéfices. La mission de l'association Tsiky’Tsika consiste à accompagner et conseiller les agriculteurs dans les méthodes de l'agriculture biologique, a expliqué la présidente de l'association RAKOTOBE Iangotiana Miora. L’association a comme objectifs l’autonomie financière, l’utilisation des produits naturels ainsi que l’indépendance morale des paysans.
Telo taona mahery izao no nampahafantarina ny tantsaha ao Ankazobe ny fomba fambolena ara-biolojika. Nahitana fivoarana ny vokatra azo satria tsy mampiasa zezika na fanafody famonoana bibikely simika intsony izy ireo, raha ny fanazavana nentin’ireo tanora tantsaha avy any. Hitan’izy ireo tokoa fa ankoatra ny fahazoana vokatra biolojika dia mitombo ny fidiram-bola azony isan’andro noho ny fivarotana ny vokatra amin’ny vidiny lafolafo kokoa.
Manazava ny filohan’ny fikambanana Tsiky’Tsika, RAKOTOBE Iangotiana Miora fa ny fanohanana sy ny fanoroana hevitra ny tantsaha amin’ny fomba fambolena ara-biolojika no anjara asa imasoan’ny fikambanana. Ny tena tanjon'izy ireo dia ny hanamafisana ny fahaleovantena ara-bola, ny hanatsarana ny fomba fiasa ary ny fahaleovantena ara-tsaina an’ireo tantsaha.