Covid-19 Tracker est une application permettant de suivre les signalements de cas suspects de coronavirus pour que les équipes sur terrain puissent agir rapidement. Ce projet ayant gagné le vote des internautes lors du concours Hackoragnavirus a été conçu par des étudiants en Management et Innovations technologiques à Fianarantsoa.
Depuis le début de la période de confinement, les paysans habitants les périphériques d’Antananarivo n’arrivent plus à écouler correctement leurs marchandises. La difficulté de déplacement, l’éloignement du marché et la limitation des heures de sortie en sont les principales causes. Des initiatives se créent pour offrir des solutions, dont le projet de Kiady Andriamparany, qui a gagné la deuxième place au concours hackathon du 3 au 5 Avril 2020. Â
Application iray ahafahana mandefa fanairana raha misy fambara coronavirus miseho ny Covid-19 Tracker. Izany dia ahafahan'ireo mpiasan'ny fahasalamana eny ifotony mandray andraikitra avy hatrany. Tanora mpianatra momba ny fitantanana sy ny teknolojia avy any Fianarantsoa no nanangana ity tetikasa ity, izay be mpifidy indrindra tao amin'ny tambazotran-tserasera nandritra ilay fifaninanana Hackoragnavirus.
Anisan’ny olana lehibe sedrain’ny tantsaha ivelan’Antananarivo, hatramin’ny nanombohan’ny fihibohana, ny hamarotany ny vokatry ny tany. Mihasarotra ny fitanterana ny entana nohon’ny fihenan’ny fiara mivezivezy. Voafetra ihany koa ny fotoana hahafahan’ny olona mivoaka miantsena. Anisan’ny vahaolana anankiray amin’izany ny tetikasan’i Kiady Andriamparany, izay nahazo ny faharoa tamin’ilay fifaninanana Hackoragnavirus.   Â
Â