Alternative Madagascar est une association de jeune créée en 2020 pendant la période de COVID-19 par des jeunes engagés. Ils ont mis en place le projet Espoir 2.0 pour aider les professionnels de sexe à se retirer de cette profession en les formant à faire d’autres activités tels que la cuisine, la couture, etc… Plus de 140 jeunes femmes à travers 8 régions de Madagascar ont pu être formées, nous explique Matthieu Narendra.
Pour améliorer l’état de la sécurité à Madagascar et promouvoir la lutte contre la violence basée sur le genre, Midera Andriamalala et son équipe ont créé une application nommée « SHE’LD » qui veut dire « Bouclier pour femme ».
Fikambanana tanora niforona tamin’ny taona 2020 teo ny Alternative Madagascar. Tao anatin’ny fotoana nampafana ny Covid 19 no nananganan’izy ireo ny fandaharan’asa Espoir 2.0 mba hanampiana ireo tovovavy mpampanofa tena hiala amin’izany amin’ny alalan’ny fampiofanana azy ireo amina asa madinika toy ny zaitra, fikarakarana sakafo, sns… 140 izao ireo tovovavy manerana ny faritra 8 eto Madagasikara no efa nahazo fiofanana hoy i Matthieu Narendra, filoha mpanorina ny fikambanana.
Mitondra ny anjara birikiny amin’ny ady amin’ny herisetra mifantoka amin’ny mahalahy sy ny mahavavy i Midera Andriamalala sy ny ekipany amin’ny alalan’ny famoronana rafi-baiko mitondra ny anarana hoe « SHE’LD ».