Herilala Daniela Razafimandimby est cuniculteur depuis près de 10 ans maintenant. Il a commencé dans la filière en tant qu’amateur avec un fond de 20.000 Ar en achetant 2 lapins. Depuis, il a fait de son élevage une activité génératrice de revenue à temps partielle. Aujourd’hui il possède des centaines de lapin de plusieurs races. A savoir qu’un lapin de race local coûte actuellement aux environ de 25.000 Ar et les lapins de race, 150.000 Ar.
10 taona niompiana bitro izay i Herilala Daniela Razafimandimby. Bitro roa novidiana 20.000 Ar no nanombohany ny fiompiany tamin’izany fotoana. Amin’izao, efa aman-jatony ireo bitro ompiany amina karazany maro ary nataony ho fidiram-bolany mihitsy izany, ankoatra ny asa izay fanaony an-davanandro. Marihina fa 25.000 Ar eo ny vidin’ny bitro kely ary 150.000 Ar ny bitro karazany lehibe.Â