La ville d’Ambovombe Androy est connue par les sandales en cuir que les artisans fabriquent à partir des cuirs de bÅ“ufs. Un couple d’artisans, Mandinetoa et Soanoalahy, nous fait découvrir leur commerce de «Kapa hoditra» sur un coin de rue de la ville.Â
La mer à 15 kilomètres de la ville, la pêche aux langoustes se pratique aussi à Ambovombe. Le pêcheur Manisoa sur nos micros dans l’émission Ketrika sy Kandra.
Isan’ny mampalaza ny tananan’Ambovombe Androy ny kapa hoditra amboarin’ny mpanao asa tanana amin’ny hoditr’omby any an-toerana. Mpivady mpanao ity asa tanana ity i Mandinetoa sy i Soanoalahy. Eo amoron-dalana no ivarotany izany kapa hoditra izany. Fitadiavam-bolan’izy mivady. Â
15 kilometatra miala ny tampon-tanana ny ranomasina. Asa isan’ny be mpanao ihany koa ny jono langouste. Anisany i Manisoa, teo amin’ny fandraisam-peonay.