La Chambre de Commerce et de l’Industrie (CCI) dispose d’un service qui appuie les jeunes entrepreneurs dans le démarrage de leur projet. Ils donnent des formations, des conseils ou même des astuces pour fleurir dans l’entrepreneuriat. Comme Volafidy Florette, présidente de la coopérative des fabricants de miel, la CCI lui a montré les étapes à effectuer pour les paperasses quand elle avait débuté dans le domaine. Quant à Aicha, vendeuse de téléphonie mobile, elle est la lauréate d’un concours en entrepreneuriat organisé par la CCI. Après, elle suit des formations auprès de cette institution. Ainsi elle peut élargir son réseau. Rencontre avec des jeunes de Mahajanga.
Manana sampan-draharaha manampy ireo tanora vao miatomboka amin’ny fandraharana ny antenimieran’ny varotra sy ny indostria (CCI). Manome atrikasa, torohevitra ary ireo fikafika rehetra hanatsarana ny orinasan’ireo tanora izy. Ny CCI no nanoro an’i Hoby, filohan’ny mpanamboatra tantely ao Mahajanga, ireo taratasy rehetra ilaina hananganana ny orinasany. I Aicha, mpivarotra telephone ao Mahajanga kosa, nandray anjara tamin’ny fifaninana fandraharana nokarakarain’ny CCI ary nahazo voalohany. Nandray anjara tamin’ireo atrikasa nataon’ny CCI foana izy hatrizay ary nanampy azy hanitatra ny fifandraisany arak’asa izany. Resadresaka nifanaovana tamin’ireo tanora avy ao Mahajanga.