Une agence immobilière travaille dans tous les domaines de l’immobilier : construction et vente de maison, gestion de bail etc. 5 pour cent du loyer revient à l’agence.
Le Conseil d’administration est l’organe qui prend les décisions importantes pour une entreprise. C’est lui qui décide de comment gérer l’entreprise. La formation et le nombre de ses membres dépendent du statut de la société ou de l’entreprise. Les membres ne sont pas forcément des employés de l’entreprise.
Manao ny asa rehetra momba ny trano ny orinasa mpandraharaha ara-trano : fananganana trano ary hamidy avy eo, fivarotana, fanelanelanana ny tompon-trano sy ny mpanofa sy ny sisa. Manodidina ny 5 isan-jato amin’ny hofan-trano no halainy amin’izany.
Ny filakevim-pitantanana no mandray ny fanapahan-kevitra lehibe eo anivon’ny orinasa. Arakaraky ny sata nananganana ny orinasa no isany sy ny solon-tena mandrafitra azy. Tsy voatery ho mpiasa avy ao anatin’ny orinasa izany saingy tsy maintsy olona mahafantatra tsara ny momba ny orinasa.