Nous utilisons des matériaux faits en pierre au quotidien, que ce soit des matériaux de construction, des ustensiles divers ou des objets de décoration. Avant de devenir ces articles polis à notre disposition, la pierre brute suit un trajet : des carrières d’extraction jusqu’aux points de vente, en passant par des étapes de transformation. Nous allons d’abord consulter les conditions de travail des miniers sur une des carrières d’extraction célèbres près de la communauté d’Akamasoa, ensuite, un point de vente en plein air d’objets d’artisanat sur la Route Nationale 1.
Mampiasa fitaovana vita amin’ny vato isika amin’ny andavanandro, na hanorenana fotodrafitrasa, na ampiasaina ao an-tokantrano, na koa haingon-tanà na. Mialohan’ny ahazahoana mampiasa azy ireny anefa dia manaraka lalana ny vato : eny amin’ny toerana fitrandrahana vato ka hatrany amin’ny toerana fivarotana, mandalo dingana maro hamadihana azy. Hojerentsika aloha ny fomba fiasan’ireo mpamaky vato eny amin’ny toerana famoahana vato malaza manodidina ny akany Akamasoa, avy eo toerana fivarotana asa tanana iray eny amin’ny lalà m-pirenena voalohany.