COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Studio Sifaka
Bonami a actuellement 100 arbres de girofle

La culture de girofle et la vente de jeunes pousses

Le girofle graine une fois par an dès leur 4ème âge. Par contre son entretien se fait pendant toute l’année.  Un climat ambiant lui est favorable. En 2022, les collecteurs achètent le kilo de girofle à 28000 ariary.

Pépinière de girofle

Les jeunes plantes de girofle peuvent être cultiver à partir de douze mois environ. Pour Isabelle, une pépiniériste, les clients devraient commander un an à l’avance pour acheter. Son prix varie entre 1000ar à 1500 ariary.

Studio Sifaka · 2023-05-09 Fandaharana Ketrika Sy Kandra - GIROFLE VAVATENINA

Indray mandeha no manome vaoniny ny jirofo ao anatin’ny taona iray fa mandavataona kosa ny fikarakarana azy. Manomboka eo amin’ny faha efa-taona eo izy amin’ny ankapobeny no manome vaoniny. Toe-trandro antonona foana ihany koa no tadiaviny mba ivelomany. 28000 ariary no nandraisan’ireo mpanangom-bokatra ny kilaon’ny jirofo efa maina sy voafantina tamin’ny taom-piotazana 2022 teo.

Zanaka-jirofo

Heritaona eo amin’ny ankapobeny vao azo afindra hambolena ny zanaka jirofo. Ho an’i Isabelle dia fandrihana heritaona mialoha ny zanakazo raha te hanjifa fa tsy misy tonga dia vonona. 1000 ar ny vidin’izany ao aminy.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter