Faire connaître l’histoire de Madagascar aux jeunes, c’est l’ambition des jeunes membres de AJEEM ou Association des Jeunes Enseignants et Etudiants de Madagascar. En effet, outre les formations pour les futurs journalistes, les membres usent de différents moyens pour intéresser les jeunes à l’Histoire : supports écrits, ateliers, salons. Découvrons cette association dans Ketrika sy Kandra.
Mampahafantatra ny tantaran’i Madagasikara amin’ireo tanora, izay no fanambin’ireo tanora mpikambana ao amin’ny AJEEM na Association des Jeunes Enseignants et Etudiants de Madagascar. Ankoatran’ny fampihofanana mpianatra fanaovan-gazety manko dia mampiasa fomba isan-karazany koa ireo mpikambana mba hisarihana ny tanora ho liana amin’ny tantaran’i Madagasikara : torohay an-tsoratra, atrikasa, hetsika. Andao ho fantarina ity fikambanana ity ato amin’ny fandaharana Ketrika sy Kandra.