On parle de plus en plus du Vita Malagasy en ce moment. Nous voulions savoir à quel moment on dit d'un produit qu'il est Vita Malagasy ? Nos invités du jour nous apportent quelques éléments de réponse. Il s'agit du défenseur des droits des consommateurs, Henry Lenou Rakotoarizafy, et de la propriétaire-gérante de la boutique Vita Malagasy Galasam Ampefiloha, Razafimanantsoa Stéphanie.Â
Voaresaka matetika tato ho ato ny hoe Vita Malagasy. Inona avy anefa no fepetra ahafahana milaza fa Vita Malagasy ny vokatra iray? Manome ampahany amin'ny valin'izay fanontaniana izay ireo vahinintsika androany. Tsy iza izany fa ny mpiaro ny zon'ny mpanjifa, Henry Lenou, sy ny tompon'ny tranombarotra Vita Malagasy Galasam Ampefiloha, Razafimanantsoa Stéphanie.