Dans la capitale, les auto-écoles ne suffisent plus à combler les besoins de ceux qui veulent conduire une voiture. Plusieurs ont maintenant recours aux services de « conduite accompagnée », un nouveau mode d’apprentissage qui consiste à faire appel à un professionnel de la conduite d’automobile pour l’assister dans un temps voulu et l’aider à devenir un conducteur autonome en un peu de temps. Bien que sa légalité soit encore remise en question, cette activité commence à se multiplier.
Tsy ampy ho an’ny ireo olona te hahafehy ny familiana fiara intsony ankehitriny ireo « auto-écoles » eto Andrenivohitra. Betsaka no mitady vahaolana hafa ka manatona ireny mpampiofana mpitondra fiara na ny mpanao « conduite accompagnée » ireny. Miantso ilay mpampiofana fotsiny izay te hianatra ary atrehin’ity farany sy omeny toromarika mandritra ny fotoana hitondran’ilay olona ny fiara. Ny fahafahana misafidy ny fotoana hianarana sy ny faharetany no tena mampiavaka azy amin’ny auto-école. Efa mihabetsaka ny mpanao ity sehatr’asa ity na dia mbola tsy misy filazana mazava ny maha-ara-dalà na na tsia azy aza.