Ny Ando Ranaivomampionona crée des bijoux, des articles de décoration et des articles cadeau faits à la main. Nous en parlons aujourd’hui dans l’émission Ketrika sy Kandra.
Ny famoronana firavaka sy ireo karazana fitaovana hanaingoana efitrano ary kojakoja azo atao fanomezana no lohahevitra resahina ao anatin’ny Ketrika sy Kandra androany. Vita tanana avokoa ireo vokatra avoakan’ny Ny création, izay tantanan’i Ny Ando Ranaivomampionona.