Le projet « AKAFAKO » est initié par deux jeunes : Andrianarivelo Mamiariliva, 25 ans, et Andrianarisoa Kanto ,22 ans. Le projet consiste à collecter les déchets ménagers en allant de porte en porte. En voyant les ordures partout, qui bouchent les canaux, ils ont alors décidé de monter cet entreprise.
Nananganana ny orinasa « AKAFAKO » i Andrianarivelo Mamiariliva, 25 taona, sy i Andrianarisoa Kanto, 22 taona. Ity orinasa ity moa dia maka ireo fako rehetra isan-tokantrano. Ny fahitana ireo fako mivangongona eny rehetra eny sy manentsina ireo lakandrano no isany namporisika azy ireo hanao ity tetikasa ity.